Tapa-kevitra (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tapa-kevitra aho Jesoa Malala ô
Fa tononkira.serasera.org hiala amin'ny otako
'zay nataoko tsisy miafina dkfhunm Aminao
Fantatrao ny fahalemeko
Ref :
Ny angatahiko aminao izao
Dia ny hamelanao ny heloka izeulc izay natao
Haidino ny Fanahinao
Fa hanenenako 'zay vitako
2 - 'reo sakaizako sy sorgm namako taloha
Manana ny halemeny koa
Mba hiriko izy ireo hiova fo
Ka ho tapa-kevitra avokoa
Ref x 2

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaHits : 1110
Likes : 1 Like
Created by : IlayOndry
Date : 27/04/2024 15:13