Ampidiro aloha ny tenimiafina
Omeo (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny, iza no hatoniko?
Eny, iza no hitarainako?
Moa hisalasala va?
Raha Jesoa, Izy tsy handà
Tsy hafeniko Aminy avokoa
Ireo kinasa ka tononiko
(An5 ou ou ou, ou ou ou)
Handrotsahany ny soa
Ho zaraina tsy ho tazoniko
Omeo fitiavana aho hitiavako
Omeo fo mihavana hihavanako
Ny fahendrena tsy ho pgpr hadinoko
'reo no soa tononkira.serasera.org tiako ho fihiniko
Ireo kamboty mila fitiavana
Ireo fahavaloko tiako raha wegqd hihavanana
'zany fahendrena no tiako hiainana
Omeo fitiavana aho qjxc hitiavako
Omeo fo mihavana hihavanako
Ny fahendrena tsy ho hadinoko
'reo no soa tiako ho fihiniko
Eny, iza no hitarainako?
Moa hisalasala va?
Raha Jesoa, Izy tsy handà
Tsy hafeniko Aminy avokoa
Ireo kinasa ka tononiko
(An5 ou ou ou, ou ou ou)
Handrotsahany ny soa
Ho zaraina tsy ho tazoniko
Omeo fitiavana aho hitiavako
Omeo fo mihavana hihavanako
Ny fahendrena tsy ho pgpr hadinoko
'reo no soa tononkira.serasera.org tiako ho fihiniko
Ireo kamboty mila fitiavana
Ireo fahavaloko tiako raha wegqd hihavanana
'zany fahendrena no tiako hiainana
Omeo fitiavana aho qjxc hitiavako
Omeo fo mihavana hihavanako
Ny fahendrena tsy ho hadinoko
'reo no soa tiako ho fihiniko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVangy : 870
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : IlayOndry
Daty : 28/04/2024 12:30
