Omeo (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny, iza no hatoniko?
Eny, tononkira.serasera.org iza no hitarainako?
Moa hisalasala va?
Raha Jesoa, Izy tsy handà

Tsy hafeniko Aminy avokoa
Ireo kinasa ka tononiko
(An5 ou ou ou, ou ou ou)
Handrotsahany ny soa
Ho zaraina negd tsy ho tazoniko

Omeo fitiavana aho hitiavako
Omeo fo mihavana mfqa hihavanako
Ny fahendrena tsy ho hadinoko
'reo no soa tiako ho fihiniko

Ireo kamboty mila fitiavana
Ireo fahavaloko tiako raha hihavanana
'zany fahendrena no arbxl tiako hiainana

Omeo fitiavana aho hitiavako
Omeo fo mihavana hihavanako
Ny fahendrena tsy ho hadinoko
'reo no soa tiako ho fihiniko

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357