Noely (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fotoana ho tsaroana ilay Noely hafakely
Hitondra fitiavana famonjena ho anao e
Jesoa ilay teraka tonga eild zazakely ho antsika e
Mb’hitondra fiadanana tsy ho tapitra ee

REF
K’andao isika hiaraka hioby ny antema
Fa andro tsy roa aman-tany no nomeny (misaotra é!!!)
Hisaorana Ianao Andriamanitra mahery (satria ee!!)
Nanolotra Zaza hanavotra ny very

2. Mpamonjy no teraka ho antsika anio
Ilay zaza hanova ny fiainanao androany ee
K’andao mitsangana araraoty ny fotoana (fa miandry ee!!)
Ny fonao hiova hanolo-tena ho azy

REF
K’andao tononkira.serasera.org isika hiaraka hioby ny antema
Fa yatjdog andro tsy xdnc roa aman-tany no nomeny (misaotra é!!!)
Hisaorana Ianao Andriamanitra mahery (satria ee!!)
Nanolotra Zaza hanavotra ny very

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301