Noely (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fotoana sgpnj ho tsaroana tononkira.serasera.org ilay Noely hafakely
Hitondra fitiavana famonjena ho anao e
Jesoa ilay teraka tonga zazakely ho antsika e
Mb’hitondra fiadanana tsy ho tapitra ee
REF
K’andao isika hiaraka hioby ny antema
Fa andro tsy roa aman-tany no nomeny (misaotra é!!!)
Hisaorana Ianao Andriamanitra mahery (satria ee!!)
Nanolotra Zaza hanavotra ny very
2. Mpamonjy no teraka ho otfvtuxe wlwrhzxw antsika anio
Ilay zaza hanova ny fiainanao androany ee
K’andao mitsangana araraoty ny fotoana (fa miandry ee!!)
Ny fonao hiova hanolo-tena ho azy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaHits : 35
Likes : 0 Like
Created by : IlayOndry
Date : 20/10/2026 10:07