'Ndreto izahay (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndreto izahay, hanavao ndray
Hanavao ny voadinay
Aza avela ho irery intsony
Fa mba tantano, (ho) tony ny fony
Fa tononkira.serasera.org Jesosy no andry
Mampijoro ptzfxahf hatrany
manasitrana koa
Ny fonay
Izy no mbola miahy
Ny hoavinay zay ee
Tiako Izy iii
(X2)
Ndreto izahay, qaikteb hanavao ndray
Hanavao ny voadinay x2
Aza avela ho qjyhk irery intsony
Fa mba tantano, (ho) tony ny fony x2
Saotra ho Anao
Misandrataaa
Aza avela ho irery intsony
Fa mba tantano, (ho) tony ny fony
Hanavao ny voadinay
Aza avela ho irery intsony
Fa mba tantano, (ho) tony ny fony
Fa tononkira.serasera.org Jesosy no andry
Mampijoro ptzfxahf hatrany
manasitrana koa
Ny fonay
Izy no mbola miahy
Ny hoavinay zay ee
Tiako Izy iii
(X2)
Ndreto izahay, qaikteb hanavao ndray
Hanavao ny voadinay x2
Aza avela ho qjyhk irery intsony
Fa mba tantano, (ho) tony ny fony x2
Saotra ho Anao
Misandrataaa
Aza avela ho irery intsony
Fa mba tantano, (ho) tony ny fony
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVangy : 285
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : IlayOndry
Daty : 10/01/2026 00:30
