'Ndreto izahay (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndreto izahay, hanavao ndray
Hanavao rlpgp ny voadinay
Aza avela ho irery intsony
Fa mba tantano, (ho) tony ny fony
Fa Jesosy no andry
Mampijoro hatrany
manasitrana koa
Ny fonay
Izy no mbola miahy
Ny hoavinay zay ee
Tiako Izy mtigcus iii
(X2)
Ndreto izahay, hanavao ndray
Hanavao ny voadinay fjgzxc x2
Aza avela ho irery intsony
Fa mba tantano, (ho) tony ny fony x2
Saotra ho Anao
Misandrataaa
Aza avela ho irery intsony
Fa mba tononkira.serasera.org tantano, (ho) tony ny fony
Hanavao rlpgp ny voadinay
Aza avela ho irery intsony
Fa mba tantano, (ho) tony ny fony
Fa Jesosy no andry
Mampijoro hatrany
manasitrana koa
Ny fonay
Izy no mbola miahy
Ny hoavinay zay ee
Tiako Izy mtigcus iii
(X2)
Ndreto izahay, hanavao ndray
Hanavao ny voadinay fjgzxc x2
Aza avela ho irery intsony
Fa mba tantano, (ho) tony ny fony x2
Saotra ho Anao
Misandrataaa
Aza avela ho irery intsony
Fa mba tononkira.serasera.org tantano, (ho) tony ny fony
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaHits : 247
Likes : 0 Like
Created by : IlayOndry
Date : 10/01/2026 00:30
