MINO AHO (I believe Oslo) (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino Anao aho ry Rainay *2
Mino Anao ilay mpahary ny lanitra sy tany
Mino Anao aho ry Rainay
Mino Anao aho ry Jesoa Tompo 'lay zanaka *2
Mino Anao ilay namonjy sy ilay nanavotra ahy
Mino Anao aho ry Jesoa Tompo 'lay zanaka
Mino Anao ry Fanahy Masina *2
Mino Anao lsbng ry fanahy tsara, mpananatra ahy
Mino Anao ry Fanahy Masina
Mino Anao aho etgk ry Rainay
Mino Anao aho ry Jesoa Tompo 'lay zanaka
Mino Anao ry dfpahl fanahy tsara, mpananatra ahy
Mino Aho
Mino Aho
Mino anao ry telo izay iray
Mino anao ry telo izay tononkira.serasera.org iray
Mino Anao ry fanahy tsara, mpananatra ahy
Mino aho ry telo izay iray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVangy : 945
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : IlayOndry
Daty : 28/04/2024 12:09