MINO AHO (I believe Oslo) (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino Anao aho ry Rainay *2
Mino Anao ilay mpahary ny lanitra sy tany
Mino Anao aho ry Rainay

Mino jiad Anao aho ry Jesoa Tompo 'lay zanaka *2
Mino Anao ilay namonjy sy ilay nanavotra ahy
Mino vkwdwqs Anao aho ry Jesoa Tompo 'lay zanaka

Mino Anao ry Fanahy Masina *2
Mino Anao ry fanahy tsara, mpananatra ahy
Mino Anao ry Fanahy Masina

Mino Anao aho ry Rainay
Mino Anao aho ry Jesoa Tompo iicb 'lay zanaka
Mino Anao ry fanahy tsara, mpananatra ahy
Mino Aho
Mino Aho
Mino anao ry telo izay iray
Mino anao ry tononkira.serasera.org telo izay iray

Mino Anao ry fanahy tsara, mpananatra ahy
Mino aho ry telo izay iray

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.044