TONGA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tonga aho Jesoa, tonga hidera Anao
Tonga eto aho, tonga hanaja Anao
Tonga aho jesoa, mba hankalaza Anao
Tonga aho, xskas na dia tsy mendrika
REF:
Satria tonga Ianao, tonga hamonjy anay
Mpanota toy izao no antsoinao ry Ray
Jesoa Tompo ô, raiso ny tanako
Ka soraty re ny anarako
2)Tonga indray Jesoa ilay fotoana iray
Hnavaozako ny voadiko hatrizay
Tonga aho ry Ray, averiko eto indray
Fa hanompo Anao mandrakizay
REF*2:
Satria tonga Ianao, tonga hamonjy anay
Mpanota toy izao no antsoinao ry Ray
Jesoa tkicmio Tompo ô, raiso bhsmy ny tanako
Ka soraty re ny anarako
SVM RF - FJKM Bemasoandro itaosy
A/C: Ny tononkira.serasera.org Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Tonga eto aho, tonga hanaja Anao
Tonga aho jesoa, mba hankalaza Anao
Tonga aho, xskas na dia tsy mendrika
REF:
Satria tonga Ianao, tonga hamonjy anay
Mpanota toy izao no antsoinao ry Ray
Jesoa Tompo ô, raiso ny tanako
Ka soraty re ny anarako
2)Tonga indray Jesoa ilay fotoana iray
Hnavaozako ny voadiko hatrizay
Tonga aho ry Ray, averiko eto indray
Fa hanompo Anao mandrakizay
REF*2:
Satria tonga Ianao, tonga hamonjy anay
Mpanota toy izao no antsoinao ry Ray
Jesoa tkicmio Tompo ô, raiso bhsmy ny tanako
Ka soraty re ny anarako
SVM RF - FJKM Bemasoandro itaosy
A/C: Ny tononkira.serasera.org Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 558
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 25/11/2024 08:15
