TONGA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tonga aho Jesoa, tonga hidera Anao
Tonga eto aho, tonga hanaja Anao
Tonga aho jesoa, mba hankalaza Anao
Tonga aho, na vgpawvxt dia tsy mendrika
REF:
Satria tonga Ianao, tonga hamonjy anay
Mpanota toy izao no antsoinao ry Ray
Jesoa Tompo ô, raiso ny tanako
Ka soraty re ny anarako
2)Tonga indray Jesoa ilay fotoana iray
Hnavaozako ny voadiko hatrizay
Tonga aho ry Ray, averiko eto indray
Fa hanompo Anao mandrakizay
REF*2:
Satria tonga Ianao, qnpvygde tonga hamonjy anay
Mpanota idkagd toy izao no antsoinao ry Ray
Jesoa Tompo ô, raiso ny tanako
Ka soraty re ny anarako
SVM tononkira.serasera.org RF - FJKM Bemasoandro itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Tonga eto aho, tonga hanaja Anao
Tonga aho jesoa, mba hankalaza Anao
Tonga aho, na vgpawvxt dia tsy mendrika
REF:
Satria tonga Ianao, tonga hamonjy anay
Mpanota toy izao no antsoinao ry Ray
Jesoa Tompo ô, raiso ny tanako
Ka soraty re ny anarako
2)Tonga indray Jesoa ilay fotoana iray
Hnavaozako ny voadiko hatrizay
Tonga aho ry Ray, averiko eto indray
Fa hanompo Anao mandrakizay
REF*2:
Satria tonga Ianao, qnpvygde tonga hamonjy anay
Mpanota idkagd toy izao no antsoinao ry Ray
Jesoa Tompo ô, raiso ny tanako
Ka soraty re ny anarako
SVM tononkira.serasera.org RF - FJKM Bemasoandro itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 560
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 25/11/2024 08:15
