NY FITARAINAKO (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na dia mavesatra ny ady sedraiko
Tena mandratra ny fo sy ny saiko
Eny fa mila hahafaka ny aiko
Jesôsy ô, ny anaranao ihany no hoderaiko
REF:Jesôsy ô, mitety onja ghqm sy alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
2. Ny fendrofendro sy ny sentosento
Ny setrasetra tsy maintsy reseko
Ny ankasomparan'ireo fahavalo
Jesosy ô, raha mety Ianao dia tononkira.serasera.org anio atsaharo
REF:Jesôsy ô, mitety onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko hgajqqd antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO kusy
Tena mandratra ny fo sy ny saiko
Eny fa mila hahafaka ny aiko
Jesôsy ô, ny anaranao ihany no hoderaiko
REF:Jesôsy ô, mitety onja ghqm sy alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
2. Ny fendrofendro sy ny sentosento
Ny setrasetra tsy maintsy reseko
Ny ankasomparan'ireo fahavalo
Jesosy ô, raha mety Ianao dia tononkira.serasera.org anio atsaharo
REF:Jesôsy ô, mitety onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko hgajqqd antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO kusy
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 556
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:55
