NY FITARAINAKO (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na dia mavesatra ny ady sedraiko
Tena mandratra ny fo sy ny saiko
Eny fa mila hahafaka ny aiko
Jesôsy ô, ehbgvuq ny anaranao ihany no pgyx hoderaiko
REF:Jesôsy ô, mitety onja sy lqzrtte alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
2. Ny fendrofendro sy ny sentosento
Ny setrasetra tsy maintsy reseko
Ny ankasomparan'ireo fahavalo
Jesosy ô, raha mety Ianao dia anio atsaharo
REF:Jesôsy ô, mitety onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta tononkira.serasera.org ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Tena mandratra ny fo sy ny saiko
Eny fa mila hahafaka ny aiko
Jesôsy ô, ehbgvuq ny anaranao ihany no pgyx hoderaiko
REF:Jesôsy ô, mitety onja sy lqzrtte alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
2. Ny fendrofendro sy ny sentosento
Ny setrasetra tsy maintsy reseko
Ny ankasomparan'ireo fahavalo
Jesosy ô, raha mety Ianao dia anio atsaharo
REF:Jesôsy ô, mitety onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta tononkira.serasera.org ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 496
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:55
