MIDERAH (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ry Jesoa ho nkzqacqk Anao no hihiranay toy tononkira.serasera.org izao
Atolotray ny dera fa mendrika Anao
Ataonay avo indrindra, ny voninahitrao
Fa ny fahasoavanao irinay ho anay
Miampy ny fitiavanao ry Ray!
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! rsicm venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ny olona rehetra, midera avokoa
Midera tsisy fetra, mamoaka ny ao am-po
Ataonay avo indrindra ny voninahitrao
Fa ny fiadananao, irinay ho anay
Miampy ny famindramponao 'Ray!
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! grgl he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
A/C: A. HONORE
By Sandy RANDRIANAIVO
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ry Jesoa ho nkzqacqk Anao no hihiranay toy tononkira.serasera.org izao
Atolotray ny dera fa mendrika Anao
Ataonay avo indrindra, ny voninahitrao
Fa ny fahasoavanao irinay ho anay
Miampy ny fitiavanao ry Ray!
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! rsicm venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ny olona rehetra, midera avokoa
Midera tsisy fetra, mamoaka ny ao am-po
Ataonay avo indrindra ny voninahitrao
Fa ny fiadananao, irinay ho anay
Miampy ny famindramponao 'Ray!
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! grgl he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
A/C: A. HONORE
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 618
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:48
