MIDERAH (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ry Jesoa ho Anao no hihiranay toy izao
Atolotray ny dera fa mendrika Anao
Ataonay avo indrindra, ny voninahitrao
Fa ny fahasoavanao irinay ho anay
Miampy ny fitiavanao ry Ray!
MIDERAH! dajakg ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ny olona rehetra, midera avokoa
Midera tsisy fetra, tononkira.serasera.org mamoaka ny ao am-po
Ataonay avo indrindra ny voninahitrao
Fa ny fiadananao, irinay rxfel ho anay
Miampy ny famindramponao 'Ray!
MIDERAH! ho gyycn an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
A/C: A. HONORE
By Sandy RANDRIANAIVO
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ry Jesoa ho Anao no hihiranay toy izao
Atolotray ny dera fa mendrika Anao
Ataonay avo indrindra, ny voninahitrao
Fa ny fahasoavanao irinay ho anay
Miampy ny fitiavanao ry Ray!
MIDERAH! dajakg ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ny olona rehetra, midera avokoa
Midera tsisy fetra, tononkira.serasera.org mamoaka ny ao am-po
Ataonay avo indrindra ny voninahitrao
Fa ny fiadananao, irinay rxfel ho anay
Miampy ny famindramponao 'Ray!
MIDERAH! ho gyycn an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
A/C: A. HONORE
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 620
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:48
