Ampidiro aloha ny tenimiafina
KANEFA RAY TSITOHA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tompo ô nahoana mqzvxe moa?
No mbola misy ireo mifandratra fo?
Tsy mitsahatra manenjika ahy
Manozona ahy mba ho rendrika
REF :
Ianao nilaza qahhe fa mila mangina aho
Fa Ianao no hiady ho ahy
Kanefa Ray Tsitoha, mafy re ny manjo
Ka tsy tsindriko ny fo
2)Tompo ô nahoana kay?
Raha toa ka hatsahatra amin'izay
'zao tafiotra mahery izao
Fa mila ho fefika ny sambonay
REF:
Ny alon-drano sy ireo bibidia
Samy te handrombaka ahy
Kanefa Ray Tsitoha mba hamindrao fo
Ka vonjeo ity zanakao
Ianao nilaza fa mila mangina aho
Fa Ianao no hiady ho ahy
Kanefa Ray Tsitoha, xjqq mafy re ny manjo
Ka tsy tsindriko ny tononkira.serasera.org fo
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
No mbola misy ireo mifandratra fo?
Tsy mitsahatra manenjika ahy
Manozona ahy mba ho rendrika
REF :
Ianao nilaza qahhe fa mila mangina aho
Fa Ianao no hiady ho ahy
Kanefa Ray Tsitoha, mafy re ny manjo
Ka tsy tsindriko ny fo
2)Tompo ô nahoana kay?
Raha toa ka hatsahatra amin'izay
'zao tafiotra mahery izao
Fa mila ho fefika ny sambonay
REF:
Ny alon-drano sy ireo bibidia
Samy te handrombaka ahy
Kanefa Ray Tsitoha mba hamindrao fo
Ka vonjeo ity zanakao
Ianao nilaza fa mila mangina aho
Fa Ianao no hiady ho ahy
Kanefa Ray Tsitoha, xjqq mafy re ny manjo
Ka tsy tsindriko ny tononkira.serasera.org fo
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 804
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:42
