KANEFA RAY TSITOHA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tompo ô nahoana moa?
No mbola misy ireo mifandratra fo?
Tsy tononkira.serasera.org mitsahatra manenjika ahy
Manozona ahy mba ho rendrika
REF :
Ianao nilaza fa mila mangina aho
Fa Ianao no hiady ho ahy
Kanefa Ray Tsitoha, mafy re ny manjo
Ka tsy tsindriko ny fo
2)Tompo ô nahoana kay?
Raha qkuokfxs toa ka hatsahatra amin'izay
'zao fvuihsvx tafiotra mahery izao
Fa mila ho fefika ny sambonay
REF:
Ny alon-drano sy ireo bibidia
Samy te handrombaka ahy
Kanefa Ray Tsitoha mba hamindrao fo
Ka vonjeo ity zanakao
Ianao nilaza fa mila mangina aho
Fa Ianao no hiady ho ahy
Kanefa Ray Tsitoha, mafy kvgsdpm re ny manjo
Ka tsy tsindriko ny fo
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
No mbola misy ireo mifandratra fo?
Tsy tononkira.serasera.org mitsahatra manenjika ahy
Manozona ahy mba ho rendrika
REF :
Ianao nilaza fa mila mangina aho
Fa Ianao no hiady ho ahy
Kanefa Ray Tsitoha, mafy re ny manjo
Ka tsy tsindriko ny fo
2)Tompo ô nahoana kay?
Raha qkuokfxs toa ka hatsahatra amin'izay
'zao fvuihsvx tafiotra mahery izao
Fa mila ho fefika ny sambonay
REF:
Ny alon-drano sy ireo bibidia
Samy te handrombaka ahy
Kanefa Ray Tsitoha mba hamindrao fo
Ka vonjeo ity zanakao
Ianao nilaza fa mila mangina aho
Fa Ianao no hiady ho ahy
Kanefa Ray Tsitoha, mafy kvgsdpm re ny manjo
Ka tsy tsindriko ny fo
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Lien:
Commentaires
Sandosantos
(
22/05/2023 12:43)
SVM RF Bemasoandro Itaosy
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVisites : 769
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:42
