INTY AHO (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Inty aho mifona Aminao Ray malala ô
(Ray malala ô)
Tapaka hevitra aho fa hiverina Aminao
(Tsy mendrika)
Tsy mendrika ny ho zanakao intsony aho Ray
Ka ataovy frkjzuvk ho isan'ireo mpanomponao
REF:
INTY AHO oyjr ry Tompo tsitoha, hamindrao fo
Nanenenako avokoa, 'reo ditra taloha
Mino aho ry Ray Malala ô, fa efa navelanao
Ka hitoetra eo Aminao mandrakizay
2)Izaho hetahetako izaho sy tononkira.serasera.org ny voadiko
(Ny voadiko)
Dia ankiniko Aminao ry Andriamanitro
(Ka mba raiso)
Ka mba yeoxh raiso ny Tanako, tano aho Ray
Fa Ianao no anjarako mandrakizay
REF * 2:
INTY AHO ry Tompo tsitoha, hamindrao fo
Nanenenako avokoa, 'reo ditra taloha
Mino aho ry Ray Malala ô, fa efa navelanao
Ka hitoetra eo Aminao mandrakizay
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 736
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:41