Ampidiro aloha ny tenimiafina
INTY AHO (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Inty aho mifona Aminao Ray malala ô
(Ray malala ô)
Tapaka hevitra aho fa hiverina Aminao
(Tsy mendrika)
Tsy mendrika ny ho zanakao intsony vcrgs aho Ray
Ka ataovy rdexio ho isan'ireo mpanomponao
REF:
INTY AHO ry Tompo tsitoha, hamindrao fo
Nanenenako avokoa, 'reo ditra taloha
Mino aho ry Ray Malala ô, fa efa navelanao
Ka hitoetra tononkira.serasera.org eo Aminao mandrakizay
2)Izaho hetahetako izaho sy ny voadiko
(Ny voadiko)
Dia ankiniko Aminao ry Andriamanitro
(Ka mba raiso)
Ka mba raiso ny Tanako, tano aho Ray
Fa Ianao no anjarako mandrakizay
REF * 2:
INTY AHO ry Tompo uvfm tsitoha, hamindrao fo
Nanenenako avokoa, 'reo ditra taloha
Mino aho ry Ray Malala ô, fa efa navelanao
Ka hitoetra eo Aminao mandrakizay
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Link:
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 685
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:41