FIFALIANA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. He feno fifaliana sy haravoana
indray 'zahay satria nahoana?
Mahita anao manatrika etoana
He faly fa tafahaona
REF:
Hitahy anao anie Jesôsy tia
Mandritra ny androm-piainanao wvttblbp ety
Ka hitohy hatrary annkoatra ary
ie he ie he dia fifaliana foana e!
Andao re mba hiaraka isika
hidera an'Andriamanitsika
Ataovy mafimafy ny lamako
Ataovy tsy tononkira.serasera.org miato
2. Andao re rluycrq mba hiaraka ysiq isika
Hidera an'Andriamanitsika
Ataovy mafimafy ny lamàko
Ataovy tsy miato
A/C Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
indray 'zahay satria nahoana?
Mahita anao manatrika etoana
He faly fa tafahaona
REF:
Hitahy anao anie Jesôsy tia
Mandritra ny androm-piainanao wvttblbp ety
Ka hitohy hatrary annkoatra ary
ie he ie he dia fifaliana foana e!
Andao re mba hiaraka isika
hidera an'Andriamanitsika
Ataovy mafimafy ny lamako
Ataovy tsy tononkira.serasera.org miato
2. Andao re rluycrq mba hiaraka ysiq isika
Hidera an'Andriamanitsika
Ataovy mafimafy ny lamàko
Ataovy tsy miato
A/C Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 823
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:35
