FIFALIANA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. He feno fifaliana sy tononkira.serasera.org haravoana
indray 'zahay satria nahoana?
Mahita anao manatrika etoana
He faly fa tafahaona
REF:
Hitahy pnrso anao anie Jesôsy tia
Mandritra ny androm-piainanao ety
Ka hitohy hatrary annkoatra ary
ie he ie he dia fifaliana foana jtjt e!
Andao re mba hiaraka fdds isika
hidera an'Andriamanitsika
Ataovy mafimafy ny lamako
Ataovy tsy miato
2. Andao re mba hiaraka isika
Hidera an'Andriamanitsika
Ataovy mafimafy ny lamàko
Ataovy tsy miato
A/C Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
indray 'zahay satria nahoana?
Mahita anao manatrika etoana
He faly fa tafahaona
REF:
Hitahy pnrso anao anie Jesôsy tia
Mandritra ny androm-piainanao ety
Ka hitohy hatrary annkoatra ary
ie he ie he dia fifaliana foana jtjt e!
Andao re mba hiaraka fdds isika
hidera an'Andriamanitsika
Ataovy mafimafy ny lamako
Ataovy tsy miato
2. Andao re mba hiaraka isika
Hidera an'Andriamanitsika
Ataovy mafimafy ny lamàko
Ataovy tsy miato
A/C Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 956
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:35
