Resilahatra (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ianao Mpamonjy no antenaiko gcyldq hampianatra ahy
Hanoro ahy, hanitsy ahy
Hanome anatra sy fahalalana koa
Amin'ny andro rehetra sisa mbola hiainako
Ref:Mpamonjy ô,....
Indro apetrako Aminao mialoha
Raiso ary hanjakao tokoa
Ity foko babo resilahatra
2-Hanolotena ho Anao tsy hiambahamba
N'inona hiseho, n'inona hitranga
Satria Ianao ilay tokana sy rtihwn mamiko
Sady voatefy vbsamrm ao am-poko tena amiko
Ref:Mpampianatra ô,....
Indro apetrako Aminao mialoha
Raiso ary hanjakao tokoa
Ity foko babo resilahatra
3-Hatokako ho Anao tononkira.serasera.org irery ny andro androany
Sy ny andro sisa, mbola tsy lany
Mba hibebahako sy hiantsoko anao
Mandrampahatonga ny ora farany hananako
Ref: Ray masina ô,...
Indro apetrako Aminao mialoha
Raiso ary hanjakao tokoa
Ity foko babo resilahatra
Hanoro ahy, hanitsy ahy
Hanome anatra sy fahalalana koa
Amin'ny andro rehetra sisa mbola hiainako
Ref:Mpamonjy ô,....
Indro apetrako Aminao mialoha
Raiso ary hanjakao tokoa
Ity foko babo resilahatra
2-Hanolotena ho Anao tsy hiambahamba
N'inona hiseho, n'inona hitranga
Satria Ianao ilay tokana sy rtihwn mamiko
Sady voatefy vbsamrm ao am-poko tena amiko
Ref:Mpampianatra ô,....
Indro apetrako Aminao mialoha
Raiso ary hanjakao tokoa
Ity foko babo resilahatra
3-Hatokako ho Anao tononkira.serasera.org irery ny andro androany
Sy ny andro sisa, mbola tsy lany
Mba hibebahako sy hiantsoko anao
Mandrampahatonga ny ora farany hananako
Ref: Ray masina ô,...
Indro apetrako Aminao mialoha
Raiso ary hanjakao tokoa
Ity foko babo resilahatra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKAVangy : 339
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Makbank
Daty : 10/12/2025 08:07
