Resilahatra (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ianao Mpamonjy no antenaiko hampianatra ahy
Hanoro ahy, hanitsy ahy
Hanome anatra sy fahalalana koa
Amin'ny andro rehetra sisa mbola hiainako
Ref:Mpamonjy ô,....
Indro apetrako Aminao mialoha
Raiso ary hanjakao tokoa
Ity foko babo resilahatra
2-Hanolotena ho Anao tsy hiambahamba
N'inona hiseho, n'inona hitranga
Satria tononkira.serasera.org Ianao ilay tokana sy mamiko
Sady voatefy ao am-poko tena amiko
Ref:Mpampianatra ô,....
Indro apetrako Aminao mialoha
Raiso ary hanjakao tokoa
Ity zzwitsq foko babo resilahatra
3-Hatokako ho hokvub Anao irery ny andro androany
Sy ny andro sisa, mbola tsy lany
Mba hibebahako wzehlbc sy hiantsoko anao
Mandrampahatonga ny ora farany hananako
Ref: Ray masina ô,...
Indro apetrako Aminao mialoha
Raiso ary hanjakao tokoa
Ity foko babo resilahatra
Hanoro ahy, hanitsy ahy
Hanome anatra sy fahalalana koa
Amin'ny andro rehetra sisa mbola hiainako
Ref:Mpamonjy ô,....
Indro apetrako Aminao mialoha
Raiso ary hanjakao tokoa
Ity foko babo resilahatra
2-Hanolotena ho Anao tsy hiambahamba
N'inona hiseho, n'inona hitranga
Satria tononkira.serasera.org Ianao ilay tokana sy mamiko
Sady voatefy ao am-poko tena amiko
Ref:Mpampianatra ô,....
Indro apetrako Aminao mialoha
Raiso ary hanjakao tokoa
Ity zzwitsq foko babo resilahatra
3-Hatokako ho hokvub Anao irery ny andro androany
Sy ny andro sisa, mbola tsy lany
Mba hibebahako wzehlbc sy hiantsoko anao
Mandrampahatonga ny ora farany hananako
Ref: Ray masina ô,...
Indro apetrako Aminao mialoha
Raiso ary hanjakao tokoa
Ity foko babo resilahatra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKAHits : 342
Likes : 0 Like
Created by : Makbank
Date : 10/12/2025 08:07
