Resilahatra (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ianao Mpamonjy no antenaiko hampianatra ahy
Hanoro ahy, hanitsy ahy
Hanome anatra sy fahalalana koa
Amin'ny andro rehetra sisa mbola hiainako
Ref:Mpamonjy ô,....
Indro apetrako Aminao mialoha
Raiso ary hanjakao tokoa
Ity foko babo resilahatra
2-Hanolotena kgqghsci ho Anao tsy hiambahamba
N'inona hiseho, n'inona hitranga
Satria Ianao ilay tokana sy mamiko
Sady cgrez voatefy ao wqtb am-poko tena amiko
Ref:Mpampianatra ô,....
Indro apetrako Aminao mialoha
Raiso ary hanjakao tokoa
Ity foko babo resilahatra
3-Hatokako ho Anao irery ny andro androany
Sy ny andro sisa, mbola tsy lany
Mba hibebahako sy tononkira.serasera.org hiantsoko anao
Mandrampahatonga ny ora farany hananako
Ref: Ray masina ô,...
Indro apetrako Aminao mialoha
Raiso ary hanjakao tokoa
Ity foko babo resilahatra
Hanoro ahy, hanitsy ahy
Hanome anatra sy fahalalana koa
Amin'ny andro rehetra sisa mbola hiainako
Ref:Mpamonjy ô,....
Indro apetrako Aminao mialoha
Raiso ary hanjakao tokoa
Ity foko babo resilahatra
2-Hanolotena kgqghsci ho Anao tsy hiambahamba
N'inona hiseho, n'inona hitranga
Satria Ianao ilay tokana sy mamiko
Sady cgrez voatefy ao wqtb am-poko tena amiko
Ref:Mpampianatra ô,....
Indro apetrako Aminao mialoha
Raiso ary hanjakao tokoa
Ity foko babo resilahatra
3-Hatokako ho Anao irery ny andro androany
Sy ny andro sisa, mbola tsy lany
Mba hibebahako sy tononkira.serasera.org hiantsoko anao
Mandrampahatonga ny ora farany hananako
Ref: Ray masina ô,...
Indro apetrako Aminao mialoha
Raiso ary hanjakao tokoa
Ity foko babo resilahatra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKAVisites : 338
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Makbank
Date : 10/12/2025 08:07
