Ny marina amin'ny finoana (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao 'lay Andriamanitra tokana ihany (ianao Andriamanitra)
Tompon'ny fahefana sy avo indrindra
Hoanao  irery ihany
Hoanao hatrany
Saotra dera laza
Sy voninahitra ,sy voninahitra

Ref: (andeha) Kantsahiko aloha
Ny fanjakanao  sy ny Fahamarinanao
Dia hanampy ahy izao rehetra izao
(Satria) Ny marina amin'ny finoana no hovelona
Ho velona mandrankizay


  Fa ao ami_nao no misy ilay tena hazavana
(Fa ao ami_nao dia )
Ao aminao hatrany no tsara hiafarana a
Tafio fahendrena, Hahay hanetrintena
Ireo fatram_paniry
Sy izay mitady anao ,Sy izay mitady anao

Ref:...(...)


Ny asa fanom_poana tsimaintsy efaina (tsarovy kanefa fa)
Tery ny lalana tsimaintsy hombana
Aleo mampiseho
Sy hanandram_peo fa
Tsara ny midera
Sy mankalaza anao
Sy mankalaza anao
Ref:×2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA
Vangy : 20
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Makbank
Daty : 14/06/2026 12:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3314