Ray Nasehonao ahy (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SOLO 1:Efa niandry ela aho Tompo ô
Niaritra mangidy aho,
anefa lanao tsy nandao
(Ray, nasehonao ahy)
Tanaty aizina no Nangalànao ahy
Tamin'ny fotoana tsy nampoizina
(Ray, nasehonao ahy )
N'inon'inona mitranga, n'inon'inona mihatra
Teo foana lanao (Ray, nasehonao ahy) N'aiza n'aiza tany nalehako
Tsy nanary ahy lanao, ny fiainako Aminao
Ref: Ah ah ah (x2)
Ray Nsehonao ahy(x8)
SOLO 2:
Namoha varavarana lanao
Nanova ny fahoriana ho fifaliana (Ray nasehonao ahy - MIZARA)
N'aiza n'aiza tany nalehako,
Tena tsara, tsara amiko lanao ee
DUO:
Rehefa mijery ny hatsaranao aho,dia tsapako,
Tsara loatra mandrakizay ny fitiavanao ahy (Ray, nasehonao ahy - MIZARA)
Betsaka loatra ny nataonao tamiko Misaotra Anao aho ee
Ref:Ah ah ah (x2)
Ray nasehonao ahy (x8)
..
Baba (Baba)
Baba (Baba)
Baba (eshe)(Baba oloua eshe - MIZARA)
Ray o(Ray o)
Ray o(Ray o)
Ray o (Tsitoha) Ray o, Ray Tsitoha Ianao (x2)
Ref:...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKAVangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Makbank
Daty : 10/12/2025 08:44
