Iderako (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Iderako an'Andriamanitra
Ny fahaizako sy ny talentako
Dia hanakoako any an-danitra
Tena vetso fiderana avy ao am-po. (x2)
Refrain:
Fa manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso ny Anaranao
Amin'ny hosana
Amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
Amin'ny hosana, amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana.
2/ Indro asandratro ho Anao ry Ray tononkira.serasera.org Tsitoha
Ny Anaranao mitoetra anatiko
lanao no mitsinjo manasoa
Tompoko ianao sy hpriout Andriamanitro. ioprklvd (x2)
Refrain:
Fa manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso ny Anaranao
Amin'ny hosana
ryzgw Amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana.
Amin'ny hosana
Amin'ny Anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
Ny fahaizako sy ny talentako
Dia hanakoako any an-danitra
Tena vetso fiderana avy ao am-po. (x2)
Refrain:
Fa manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso ny Anaranao
Amin'ny hosana
Amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
Amin'ny hosana, amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana.
2/ Indro asandratro ho Anao ry Ray tononkira.serasera.org Tsitoha
Ny Anaranao mitoetra anatiko
lanao no mitsinjo manasoa
Tompoko ianao sy hpriout Andriamanitro. ioprklvd (x2)
Refrain:
Fa manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso ny Anaranao
Amin'ny hosana
ryzgw Amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana.
Amin'ny hosana
Amin'ny Anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKAVangy : 339
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Makbank
Daty : 06/12/2025 20:50
