Aoka isika hiala amin'ny ratsy fanao (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reff:Aoka isika hiala tononkira.serasera.org amin'ny ratsy fanao...
1/ Io fafinaretana io ihany oa
Io fitsiriritana io ihany oa
No manimba sy mamono hatrany amin'ny aty fanahy
Ny toaka sigara rongony, ialao ireo fa asan'devoly
Dia ilamina, madio ny fiarahamonina
Reff:Aoka isika hiala iyanuky amin'ny ratsy fanao...
2/Hajao ny Ray aman-dreny
Fa nitondra ny mafy izy ireny
Dia ho lava ilay andro hiainantsika etý
Asehoy azy ny fahendrena
Aza manao izay mampahonena
Dia ho tahin'i Jesoa ity ny fiainana
A/C: bwsh Lanto Ravel
Ny Avo lmha Ravel
1/ Io fafinaretana io ihany oa
Io fitsiriritana io ihany oa
No manimba sy mamono hatrany amin'ny aty fanahy
Ny toaka sigara rongony, ialao ireo fa asan'devoly
Dia ilamina, madio ny fiarahamonina
Reff:Aoka isika hiala iyanuky amin'ny ratsy fanao...
2/Hajao ny Ray aman-dreny
Fa nitondra ny mafy izy ireny
Dia ho lava ilay andro hiainantsika etý
Asehoy azy ny fahendrena
Aza manao izay mampahonena
Dia ho tahin'i Jesoa ity ny fiainana
A/C: bwsh Lanto Ravel
Ny Avo lmha Ravel
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKAHits : 246
Likes : 0 Like
Created by : Makbank
Date : 03/03/2026 17:55
