Ampidiro aloha ny tenimiafina
Misy Làlana (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Azo tononkira.serasera.org antenaina ve? 'zao fiainantsika eto izao
Toa miovaova ihany re manomboka ho gwowtwg lao
Very saina ve ianao,manontany izay ho atao
Mitady ny tsy ho hita ve sa mizaha izay ho aleha
Ref: (Ô misy)
Misy làlana iray, izay faleha ihany koa
(Ka nefa tena)
Ety, tery lavitra nefa io no tena hahasoa
Rehefa tody izany dia hitsenanao ilay Tompo tia Avotra no anarany
Mpamonjy koa 'reo 'zay nania
2/Làlana iray koa, Tandremo re sao mahavoa
Mirentirenty zava-tsoa, Ka mety hampiroa
Tsy mba be ny sakan'a ny,Migodana sesilany
Ho an'izay manka mamy ny fiainan'an-tany
Ref: (Ô hgdhkk misy)
Misy làlana iray, izay faleha ihany koa
(Ka nefa tena)
Ety, tery lavitra nefa io no tena hahasoa
Rehefa tody izany znihxpcm dia hitsenanao ilay Tompo tia Avotra no anarany
Mpamonjy koa 'reo 'zay nania
A/C: Ramanarintsoa Mamy
Nandika:Ny Avo Ravel

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKAVisites : 240
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Makbank
Date : 11/12/2025 12:38