Manatreha Ianao Fanahy (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Manatreha Ianao Fanahy
Eto miaraka aminay
Hiasa fenoy ny Herinao
Hasehoy ny Hatsaranao

Ref: Hanazava ny saina
Hanadio ny fonay
Hanamarina anay
Hanitsy ny làlanay
Hameno Fitiavana
Fahendren'ny fo Fanahy

2/ Maro ny Fankam-panahy
Mahatonga ahiahy
Nefa ampy ho anay
Ianao Fanahy Masina

Ref:(...)


3/ Fanahy Masina ô midina
Hanoro ny soa hatrany
Tokinay sy tanjakay
Amin'ny fiainanay

Ref:(...)




Lanto Ravel A/C
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA
Vangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Makbank
Daty : 15/06/2026 08:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0398