Na oviana na oviana (Ossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na oviana na oviana no tsy krgq ahitako anao
Dia manjary xbpa fahoriana izao rehetra izao
Ny fitiavako fahiny, raha tsaroako ankehitriny
Fa manetsika fanahy, mampangorangoraka ahy

Aiza kosa ianao amin’izao ora izao
Fotoana sarobidy manetsika tadidy
Izao no vetsom-po mba natokako ho anao
Tsy mivadika nyfoko efa qsod lasanao

Aiza ho aiza ilay tononkira.serasera.org Malala nametrahako fitia
Tsy mba mety very dia, ny foko miavon-tsahala
Raha mba azoko natao ny hanatonako anao
Dia nataoko tsotra izao, tiako ny eo ankaikinao ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ossy
Vangy : 5767
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rija Razafimahefa
Daty : 16/01/2002 12:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1212