Na oviana na oviana (Ossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na oviana na oviana no tsy ahitako anaoDia manjary fahoriana izao rehetra izao
Ny fitiavako fahiny, raha tsaroako ankehitriny
Fa manetsika fanahy, mampangorangoraka ahy
Aiza kosa ianao amin’izao ora izao
Fotoana sarobidy manetsika tadidy
Izao no vetsom-po mba natokako ho anao
Tsy mivadika nyfoko efa lasanao
Aiza ho aiza ilay Malala nametrahako fitia
Tsy mba mety very dia, ny foko miavon-tsahala
Raha mba azoko natao ny hanatonako anao
Dia nataoko tsotra izao, tiako ny eo ankaikinao ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : OssyHits : 4704
Likes : 0 Like
Created by : Rija Razafimahefa
Date : 16/01/2002 12:34