Na oviana na oviana (Ossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na oviana na oviana no tsy ahitako anao
Dia manjary fahoriana izao rehetra izao
Ny fitiavako fahiny, raha tsaroako ankehitriny
Fa manetsika fanahy, mampangorangoraka ahy
Aiza kosa ianao amin’izao ora izao
Fotoana sarobidy manetsika tadidy
Izao no tononkira.serasera.org vetsom-po mba natokako oedi ho anao
Tsy mivadika nyfoko efa lasanao
Aiza xdxo ho aiza ilay Malala nametrahako fitia
Tsy mba mety very dia, ny foko miavon-tsahala
Raha mba azoko natao ny hanatonako anao
Dia nataoko tsotra izao, tiako ny hinaxxru eo ankaikinao ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : OssyVisites : 5766
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rija Razafimahefa
Date : 16/01/2002 12:34