Hariva ny andro (Ossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hariva ny andro (Ossy )Cover by : IsraJ
A/C : Naly Rakotofiringa
Harivariva izao ny andro
Efa ho faty izao ny masoandro
Rivo-manga sady mora
no mandrotsy ny natiora
Mitaraina ny valiha
eo amoron’ny farihy
Fongotr’eo ny fahoriana
f’efa hoavy ny mangina
Ry alina ô avia
Hampangiana ny fitia
Nisotroako ny mangidy
raha izany no safidy ;
Raha izany no safidy !
(Au piano : Narikely)
Ry alina ô avia
Hampangiana ny fitia
Nisotroako ny mangidy
raha izany no safidy ;
Raha izany no safidy !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : OssyVangy : 82
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tanjaka
Daty : 01/04/2025 18:50
