Toroy (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko malala ry Tompo Tsitoha
Any Aminao ny fiainanay
Ho falifaly tokoa izahay
Raha miaraka Aminao
tononkira.serasera.org Toroy ny lalana mampifandray yntl
Azo antoka fa ho tonga Aminao
Mba tsy ho diso ny famindranay
Fa ho todisoa izahay
Any ny toerana alehanay
rjgap Any ny toerana irianay
Any ny toerana honenanay
Irianay ho mandrakizay
Tsy hisy intsony Ny fijalianay
Fa eo Aminao ampoka soa
Fety korana jgzcdqw hafaliam-be
Raha miaraka Aminao
Toroy ny lalana .
Any Aminao ny fiainanay
Ho falifaly tokoa izahay
Raha miaraka Aminao
tononkira.serasera.org Toroy ny lalana mampifandray yntl
Azo antoka fa ho tonga Aminao
Mba tsy ho diso ny famindranay
Fa ho todisoa izahay
Any ny toerana alehanay
rjgap Any ny toerana irianay
Any ny toerana honenanay
Irianay ho mandrakizay
Tsy hisy intsony Ny fijalianay
Fa eo Aminao ampoka soa
Fety korana jgzcdqw hafaliam-be
Raha miaraka Aminao
Toroy ny lalana .
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny tsantan'ny famonjena FJKM AmbohidroaVangy : 1754
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fanaja Mandranto
Daty : 17/03/2017 09:36
