Toroy (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko malala ry Tompo Tsitoha
Any Aminao ny fiainanay
Ho falifaly tokoa izahay
Raha miaraka Aminao

                 Toroy ny lalana mampifandray
                  Azo antoka fa ho tonga Aminao
                  Mba tsy ho diso ny famindranay
                  Fa ho todisoa izahay
          tononkira.serasera.org         Any ny toerana alehanay
                  Any ny toerana irianay
               expcwhe    Any ny toerana honenanay
  yyov                 Irianay ho mandrakizay

Tsy hisy vxwqp intsony Ny fijalianay
Fa eo Aminao ampoka soa
Fety korana hafaliam-be
Raha miaraka Aminao


     Toroy ny lalana .

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa
Hits : 1754
Likes : 0 Like
Created by : Fanaja Mandranto
Date : 17/03/2017 09:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297