Tomoera Tsara (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay nanaiky ny hanaradia sy hanompo an'i Jesoa
Dia izao no teny sy hafatra omeko anao
Tomoera tsara amin'ny finoana ianao
Ataovy am-pitiavana ny asa ampanaovina anao
Ary Izy hanampy anao , hanoro hevitra
Fa miavaka ireo manompo sy tononkira.serasera.org tsy manompo Azy
Fa ny valin'asanao dia efa miandry anao
Ataovy ny asan'I Jesoa ilay naniraka anao
Fa na anigjbs ohatrinona ary no ho laninao
Dia honerany kqnzwy rehefa Tonga Izy
Ny asanao tsy ho mora kanefa misy fifaliana
Ny anjaranao dia ny matoky Azy
Fa izy andamina ny lalanao
Ataovy am-pitiavana ny asa am-panaovina jbwnlys anao
Fa Izy hanampy anao , hanoro hevitra
Fa miavaka ireo manompo sy tsy manompo Azy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny tsantan'ny famonjena FJKM AmbohidroaVangy : 1077
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fanaja Mandranto
Daty : 25/03/2022 11:36