Ny fitiavan'i Jesoa (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)

Ny fitiavan'i Jesoa 'lay zoky
No toriana mba ho re ( izao)
Fa fiainana no sady toky
Avotr'aina lehibe ( e lehibe. )

Ny fitiavany hirao ( Hirao )
Fahefany koa derao (Tsiky dia ampy derao )
Haleloia no asandrato mafy
Mba ho azy ankehitrio

Ny herin'ilay Tompo izay mpandresy
No tsy maintsy asandratray ( izao )
Ka ny loza mety hifanesy
tsy mba hisy tahotray ( hatahotra )

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa
Mpamaky : 424
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mandrantou
Tamin'ny : 03/06/2018 16:21:58
ID : 10646

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo