Sambatra Tretrika (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)

Sambatra eny tretrika sambatra e.e
Manana Anao Jesoa ô
Sambatra eny tretrika sambatra e e
Manana Anao Jesoa ô

1 - Nosoavinao teny an-dalana teny
Noarovinao ka tsy mba irery
Hafaliana ao anatiko ao
No asandrTsiky dia ampyatro ho Anao

2 - Tompo ô raiso re 'zany foko
Hanohy ireo fitoriana atao
Sentosento sy ny toloko
Mba fohano anio izao

3 – Ny tontolo rehetra miserana
Zava-poana io mety hanenenana
Fa ny Tompo Jesoa malala
Mandrakizay tsy mankahala

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa
Mpamaky : 296
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mandrantou
Tamin'ny : 03/06/2018 15:54:19
ID : 10644

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo