Toroy (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko malala ry Tompo Tsitoha
Any Aminao ny fiainanay
Ho falifaly tokoa izahay
Raha miaraka Aminao
Toroy ny lalana mampifandray
ghdzre Azo antoka fa ho tonga Aminao
Mba tsy qbjzjxf ho diso ny famindranay
Fa ho todisoa yheifuzw izahay
Any ny toerana alehanay
tononkira.serasera.org Any ny toerana irianay
Any ny toerana honenanay
Irianay ho mandrakizay
Tsy hisy intsony Ny fijalianay
Fa eo Aminao ampoka soa
Fety korana hafaliam-be
Raha miaraka Aminao
Toroy ny lalana .
Any Aminao ny fiainanay
Ho falifaly tokoa izahay
Raha miaraka Aminao
Toroy ny lalana mampifandray
ghdzre Azo antoka fa ho tonga Aminao
Mba tsy qbjzjxf ho diso ny famindranay
Fa ho todisoa yheifuzw izahay
Any ny toerana alehanay
tononkira.serasera.org Any ny toerana irianay
Any ny toerana honenanay
Irianay ho mandrakizay
Tsy hisy intsony Ny fijalianay
Fa eo Aminao ampoka soa
Fety korana hafaliam-be
Raha miaraka Aminao
Toroy ny lalana .
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny tsantan'ny famonjena FJKM AmbohidroaVisites : 1727
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fanaja Mandranto
Date : 17/03/2017 09:36
