Adidiko ianao (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ireo niteny sy nandatsa ahy
Aiza izay Andriamanitrao
Tsy kivy anefa aho
Fa vao mainka koa
Niantso kprn Anao ry Raiko Tsitoha
Ny lalana izay nodiaviko
Nanefenao ahy Ray Tsitoha
Mba hinoako sy hitokisako
Ny herinao Andriamanitro
Fa Ny zanako, Ny asan'Ny tanako
Aoka ho adidiko ihany xlawq Hoy Ianao
Ny zanako ,ny asan'ny tanako
Aoka ho adidiko ihany Hoy Ianao
Ny ranomasoko nilatsaka
Tsy avelako ho very
Fa hangoniko ho tsangam-bato
Hiderako Anao Ray zuzaaw Tsitoha
'Reo voasedra noho ny Anaranao
Aoka tononkira.serasera.org tsy ho solafaka
Fa mba hajoroy ka asehoy
Fa Tompo Ianao mandrakizay
Aiza izay Andriamanitrao
Tsy kivy anefa aho
Fa vao mainka koa
Niantso kprn Anao ry Raiko Tsitoha
Ny lalana izay nodiaviko
Nanefenao ahy Ray Tsitoha
Mba hinoako sy hitokisako
Ny herinao Andriamanitro
Fa Ny zanako, Ny asan'Ny tanako
Aoka ho adidiko ihany xlawq Hoy Ianao
Ny zanako ,ny asan'ny tanako
Aoka ho adidiko ihany Hoy Ianao
Ny ranomasoko nilatsaka
Tsy avelako ho very
Fa hangoniko ho tsangam-bato
Hiderako Anao Ray zuzaaw Tsitoha
'Reo voasedra noho ny Anaranao
Aoka tononkira.serasera.org tsy ho solafaka
Fa mba hajoroy ka asehoy
Fa Tompo Ianao mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny tsantan'ny famonjena FJKM AmbohidroaVangy : 1692
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fanaja Mandranto
Daty : 13/03/2017 14:22
