Haleloia (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-tsantanny-famonjena-fjkm-ambohidroa/haleloia-1

Hianao no harambato sy batery fiarovako
Andriamanitro mpamonjy vatolampisoa
Sy ampinga ary koa tandrTsiky dia ampyoka ho famonjena ahy
Fiarovana avo ho ahy

Haleloia , ho anao Jesoa
Haleloia , ho anao Tsitoha
Haleloia , ho anao ry Tompo soa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa
Mpamaky : 571
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mandrantou
Tamin'ny : 03/06/2018 14:45:21
ID : 10648

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo