Sambatra ny fiainana manana Anao (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)

Raha misy manjo , hatrakao ny loha
Jesoa no antsoy, sakaiza tia hatrizay
Ho mpandresy ianao
Eo amin'izay rehetra atao
Jeso 'lay sakaiza hanampy anao

Sambatra tokoa ny fiainana manana Anao
Mahatoky amin'izay rtononkira.serasera.orgehetra atao
Ka ho tanako tsy avelako handao ahy
Ampingako ianao Jesoa
Mandrakizay ( Tompo o ...)

Raha mamiratra 'zany fiainanao
Jesoa no derao nanampy anao hatrizay
Tsy hisy ahiahy ny fiainanao
F'ilay Jesoa hitantana anao Mandrakizay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa
Mpamaky : 415
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mandrantou
Tamin'ny : 03/06/2018 16:30:31
ID : 10647

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo