Tiako ianao (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)

Tiako ianao , Tiako ianao
Tompo Andriamanitra ô
Mikarakara ny fo sy saiko sy fanahy
Mitsaoka Anao aho , manandratra
Manome voninahitra
Faly totononkira.serasera.orgkoa midera Anao

Ny Foko , ny saiko am-pelatananao
Nanavotra ahy hianao
Foinao ho ahy ny zanakao
Mitsaoka Anao aho , manandratra
Manome voninahitra
Faly tokoa midera Anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa
Mpamaky : 422
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mandrantou
Tamin'ny : 03/06/2018 16:05:18
ID : 10645

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo