Sambatra ny fiainana manana Anao (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy manjo , hatrakao ny loha
Jesoa no antsoy, sakaiza innatk tia hatrizay
Ho mpandresy ianao
Eo amin'izay rehetra atao
Jeso 'lay sakaiza hanampy anao
Sambatra tokoa ny tononkira.serasera.org fiainana manana Anao
Mahatoky amin'izay rehetra atao
Ka ho tanako tsy avelako handao ahy
Ampingako ianao Jesoa
Mandrakizay ( Tompo o ...)
Raha ryckpyi mamiratra 'zany fiainanao
Jesoa no derao nanampy anao hatrizay
Tsy hisy ahiahy ny fiainanao
F'ilay Jesoa hitantana anao kzohr Mandrakizay
Jesoa no antsoy, sakaiza innatk tia hatrizay
Ho mpandresy ianao
Eo amin'izay rehetra atao
Jeso 'lay sakaiza hanampy anao
Sambatra tokoa ny tononkira.serasera.org fiainana manana Anao
Mahatoky amin'izay rehetra atao
Ka ho tanako tsy avelako handao ahy
Ampingako ianao Jesoa
Mandrakizay ( Tompo o ...)
Raha ryckpyi mamiratra 'zany fiainanao
Jesoa no derao nanampy anao hatrizay
Tsy hisy ahiahy ny fiainanao
F'ilay Jesoa hitantana anao kzohr Mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny tsantan'ny famonjena FJKM AmbohidroaVangy : 1986
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mandrantou
Daty : 03/06/2018 16:30
