Toroy (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko malala ry Tompo Tsitoha
Any Aminao ny fiainanay
Ho falifaly tokoa izahay
Raha miaraka Aminao
Toroy ny lalana mampifandray
Azo antoka fa ho tonga Aminao
tononkira.serasera.org Mba tsy ho diso ny famindranay
dzli Fa ho todisoa izahay
Any ny toerana alehanay
Any ny toerana irianay
Any ny toerana honenanay
dxdeomet Irianay ho mandrakizay
Tsy hisy intsony ysqhgz Ny fijalianay
Fa eo Aminao ampoka soa
Fety korana hafaliam-be
Raha miaraka Aminao
Toroy ny lalana .
Any Aminao ny fiainanay
Ho falifaly tokoa izahay
Raha miaraka Aminao
Toroy ny lalana mampifandray
Azo antoka fa ho tonga Aminao
tononkira.serasera.org Mba tsy ho diso ny famindranay
dzli Fa ho todisoa izahay
Any ny toerana alehanay
Any ny toerana irianay
Any ny toerana honenanay
dxdeomet Irianay ho mandrakizay
Tsy hisy intsony ysqhgz Ny fijalianay
Fa eo Aminao ampoka soa
Fety korana hafaliam-be
Raha miaraka Aminao
Toroy ny lalana .
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny tsantan'ny famonjena FJKM AmbohidroaVangy : 1723
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fanaja Mandranto
Daty : 17/03/2017 09:36
