Sambatra ny fiainana manana Anao (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy manjo , hatrakao ny loha
Jesoa no antsoy, sakaiza tia hatrizay
Ho mpandresy ianao
Eo amin'izay rehetra atao
Jeso 'lay sakaiza hanampy anao
Sambatra tokoa ny fiainana manana kvme Anao
Mahatoky agynqxy amin'izay rehetra atao
Ka ho wuczhbb tanako tsy avelako handao ahy
Ampingako ianao Jesoa
Mandrakizay ( Tompo o ...)
Raha mamiratra 'zany fiainanao
Jesoa no derao nanampy anao tononkira.serasera.org hatrizay
Tsy hisy ahiahy ny fiainanao
F'ilay Jesoa hitantana anao Mandrakizay
Jesoa no antsoy, sakaiza tia hatrizay
Ho mpandresy ianao
Eo amin'izay rehetra atao
Jeso 'lay sakaiza hanampy anao
Sambatra tokoa ny fiainana manana kvme Anao
Mahatoky agynqxy amin'izay rehetra atao
Ka ho wuczhbb tanako tsy avelako handao ahy
Ampingako ianao Jesoa
Mandrakizay ( Tompo o ...)
Raha mamiratra 'zany fiainanao
Jesoa no derao nanampy anao tononkira.serasera.org hatrizay
Tsy hisy ahiahy ny fiainanao
F'ilay Jesoa hitantana anao Mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny tsantan'ny famonjena FJKM AmbohidroaHits : 1944
Likes : 0 Like
Created by : mandrantou
Date : 03/06/2018 16:30
