Ampidiro aloha ny tenimiafina
Sambatra ny fiainana manana Anao (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zrrbqqu Raha misy manjo , hatrakao ny loha
Jesoa no antsoy, sakaiza tia hatrizay
Ho mpandresy ianao
Eo amin'izay rehetra atao
Jeso 'lay sakaiza hanampy anao
Sambatra wolhz tokoa ny fiainana manana Anao
Mahatoky amin'izay rehetra atao
Ka ho tanako tsy pythmmry avelako handao ahy
Ampingako ianao Jesoa
Mandrakizay ( Tompo o ...)
Raha mamiratra 'zany fiainanao
Jesoa no derao nanampy anao hatrizay
Tsy hisy ahiahy ny fiainanao
F'ilay Jesoa hitantana anao Mandrakizay tononkira.serasera.org
Jesoa no antsoy, sakaiza tia hatrizay
Ho mpandresy ianao
Eo amin'izay rehetra atao
Jeso 'lay sakaiza hanampy anao
Sambatra wolhz tokoa ny fiainana manana Anao
Mahatoky amin'izay rehetra atao
Ka ho tanako tsy pythmmry avelako handao ahy
Ampingako ianao Jesoa
Mandrakizay ( Tompo o ...)
Raha mamiratra 'zany fiainanao
Jesoa no derao nanampy anao hatrizay
Tsy hisy ahiahy ny fiainanao
F'ilay Jesoa hitantana anao Mandrakizay tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny tsantan'ny famonjena FJKM AmbohidroaVisites : 1914
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mandrantou
Date : 03/06/2018 16:30
