TSY HIHEMOTRA (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY HIHEMOTRA
Tompo ô! Jereo ity nosinay.
Na mandalo ady sarotra.
Dia mbola vonona.
Ny hijoro ré satria.
Fa manana Anao Mpamonjy tia.
RF
Tsy hihemotra aho ré sanatria.
Na dia mafy tononkira.serasera.org ny adinay ety.
Fahantrana no iainana(iainana)
Miely koa ny aretina(nay ety)
Tsy hihemotra aho ré izagzngq sanatria(ré satria)
Vonona aho ny hanompo Anao hatrany
Zany ré mba fanirianay Tompo xgeye ô!
A/C: RAZAFINDRAKOTO Jean Philibert pvvpff
Tompo ô! Jereo ity nosinay.
Na mandalo ady sarotra.
Dia mbola vonona.
Ny hijoro ré satria.
Fa manana Anao Mpamonjy tia.
RF
Tsy hihemotra aho ré sanatria.
Na dia mafy tononkira.serasera.org ny adinay ety.
Fahantrana no iainana(iainana)
Miely koa ny aretina(nay ety)
Tsy hihemotra aho ré izagzngq sanatria(ré satria)
Vonona aho ny hanompo Anao hatrany
Zany ré mba fanirianay Tompo xgeye ô!
A/C: RAZAFINDRAKOTO Jean Philibert pvvpff
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta FitorianaVangy : 458
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ramah17
Daty : 16/09/2024 15:02
