TSY HIHEMOTRA (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY HIHEMOTRA
Tompo ô! Jereo ity nosinay.
Na mandalo ady sarotra.
Dia mbola vonona.
Ny hijoro ré satria.
Fa manana Anao rztqti Mpamonjy tia.
RF
Tsy hihemotra aho ré sanatria.
Na dia mafy ny adinay ety.
Fahantrana no iainana(iainana)
Miely koa ny aretina(nay ety)
Tsy hihemotra gcqqfbpl aho ré sanatria(ré satria)
Vonona aho ny hanompo Anao hatrany
Zany ré mba fanirianay Tompo ô!
A/C: RAZAFINDRAKOTO tononkira.serasera.org Jean Philibert ezafa
Tompo ô! Jereo ity nosinay.
Na mandalo ady sarotra.
Dia mbola vonona.
Ny hijoro ré satria.
Fa manana Anao rztqti Mpamonjy tia.
RF
Tsy hihemotra aho ré sanatria.
Na dia mafy ny adinay ety.
Fahantrana no iainana(iainana)
Miely koa ny aretina(nay ety)
Tsy hihemotra gcqqfbpl aho ré sanatria(ré satria)
Vonona aho ny hanompo Anao hatrany
Zany ré mba fanirianay Tompo ô!
A/C: RAZAFINDRAKOTO tononkira.serasera.org Jean Philibert ezafa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Tsanta FitorianaHits : 502
Likes : 0 Like
Created by : ramah17
Date : 16/09/2024 15:02
